Places of worship in Antananarivo - Page 13

Find places of worship in Antananarivo. Listings include Gospel Hope for World, Chorale Espoir Manjakaray, Emia TV Reels, Vente fut plastiques et métalliques, Komitin'ny Tao Trano FJKM Ambondrona Firaisana SP19, Vaovao FJKM Fonohasina Firaisana.

Gospel Hope for World A Gospel Hope for World
FJKM Kristy Fanantenana
Antananarivo, 101

Filazantsara ho an'ny olombelona rehetra

Chorale Espoir Manjakaray B Chorale Espoir Manjakaray
Manjakaray
Antananarivo, 101

Hifampizarana ny vaovao, hira, sary, fampaherezana, hetsika eo anivon'ny antoko-pihiran'ny ankizy ato amin'ny fiangonana Adventiste Manjakaray.

Emia TV Reels C Emia TV Reels
Antananarivo

Mission Madagasikara miaraka amin’ny Pasteur Joss

Vente fut plastiques et métalliques D Vente fut plastiques et métalliques
Anosizato, Ampasika
Antananarivo

Komitin'ny Tao Trano FJKM Ambondrona Firaisana SP19 E Komitin'ny Tao Trano FJKM Ambondrona Firaisana SP19
Antananarivo

"Ary aoka ny Tranon'Andriamanitra hatsangana ho voninahitra sy fiderana Azy." Ezra 5,15b; Filipiana 1,11b

Vaovao FJKM Fonohasina Firaisana F Vaovao FJKM Fonohasina Firaisana
Antananarivo

Pejy natao hanarahanao ny vaovaon'ny fiangonana FJKM Fonohasina Firaisana, SP Iarivo Avaradrano

FJKM Ambavahaditokana Kristy Fanilo G FJKM Ambavahaditokana Kristy Fanilo
Ambavahaditokana Itaosy
Antananarivo

«Indro, mamelatra ny fahazavany eo amboniny Izy.» Joba 36: 30a Pejy Ofisialy- Hanarahana ny tsara ho fantatra sy hitoriana Filazantsara… 👉🏼Suivre👈🏼

La Parole qui éclaire H La Parole qui éclaire
Antananarivo, 101

'' Tout ce que vous demandez avec. la foi par la prière. VOUS LE RECEVEZ '' 🙏🙏 Mathieu 21:22

Mpanao Pare choc VY-Tôle I Mpanao Pare choc VY-Tôle
By Pass
Antananarivo

⚒CONFECTION PARE CHOC TOLE(vy)⚒ ☎ 033 84 207 48 ☎ 038 22 952 45 📞 033 16 410 94 ( Whats app)

Eglise Adventiste du 7ème jour Ambohijanaka J Eglise Adventiste du 7ème jour Ambohijanaka
Antananarivo, 102

Cette page a été créée pour faciliter notre communication

Lucky Lighter K Lucky Lighter
Antananarivo, 101

Joel 2:28 "... I will pour out my Spirit upon all flesh; and your sons and your daughters shall prophesy, your old men shall dream dreams, your young men shall see visions."

Page Ny Haren’i Kristy L Page Ny Haren’i Kristy
Antananarivo

Eny, izaho, izay kely noho ny kely indrindra amin'ny olona masina rehetra, no nomena izao fahasoavana izao, dia ny hitory amin'ny jentilisa ny haren'i Kristy tsy hita lany, — Efes...

FET Andraisoro M FET Andraisoro
Anara-Masin' I Jesoa
Antananarivo, 101

Fivondronana Eokaristika ny Tanora (Diosezy-Tana, Vikaria Afovoany, Distrika-MANGASOAVINA)

Sokajy Olon-dehibe Ambavahadimitafo N Sokajy Olon-dehibe Ambavahadimitafo
Ambavahadimitafo
Antananarivo, 101

Natao hifampitantanana am-bavaka sy amin’ny Tenin’Andriamanitra. Fiainana ny Teny mba hahatonga ny tsirairay ho fanasina sy fanilo. Ho lehilahy sy vehivavy lehibe vonona tsara amin...

Vondrona Zatovo O Vondrona Zatovo
Antananarivo

Love, Joy, Faith - 3NF P Love, Joy, Faith - 3NF
Antananarivo, 101

AFF FJKM Atsimon'Imahamasina Q AFF FJKM Atsimon'Imahamasina
FJKM Atsimon'Imahamasina
Antananarivo, 101

Shalom,ity pejy ity dia Fitoriana ny Filazantsara amin'ny olona rehetra sy ny olona manontolo. Hifampizarana Tenin'Andriamanitra,Hira ara-pilazantsarana,fanabeazana ara-tsaina,ara-...

Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora R Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora
Ambodiafontsy/RN1
Antananarivo, 102

Skoto indray andro, Skoto mandrakizay

Jobily faha 150 taona Avaratranjoma S Jobily faha 150 taona Avaratranjoma
12, Lalana Rabezavana – Ambodifilao
Antananarivo, 101

"𝐹𝑎 𝑒𝑓𝑎 𝑛𝑜𝑓𝑖𝑑𝑖𝑘𝑜 𝑠𝑦 𝑛𝑜ℎ𝑎𝑚𝑎𝑠𝑖𝑛𝑖𝑘𝑜 𝑖𝑡𝑦 𝑡𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑖𝑡𝑦 𝑚𝑏𝑎 ℎ𝑖𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑘𝑜 𝑚𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑘𝑖𝑧𝑎𝑦" 𝐼𝐼 𝑇𝑎𝑛𝑡𝑎𝑟𝑎 7:16𝑎

S.M.K Sabotsy-Namehana Sampana Miaramilan'i Kristy T S.M.K Sabotsy-Namehana Sampana Miaramilan'i Kristy
Antananarivo

"Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe" Hebreo 10,35 ♡

Tanora Mahery amin'ny Fiderana U Tanora Mahery amin'ny Fiderana
Mahitsy
Antananarivo, TANA105

Vovonan'ny Tanora Paroasy N.D.A Imerinafovoany V Vovonan'ny Tanora Paroasy N.D.A Imerinafovoany
Imerinafovoany
Antananarivo

CCI Christ au coeur des iles W CCI Christ au coeur des iles
Antananarivo
Antananarivo, 101

Organisation Religieuse

FJKM Ambodiafontsy Maritiora X FJKM Ambodiafontsy Maritiora
Ambodiafontsy Ampitatafika
Antananarivo, 102

Pejy natao hifandraisan'ny fiangonana FJKM AMBODIAFONTSY MARITIORA aminao

DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara Y DFF METM - Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara
METM Mandroseza Finoana
Antananarivo, 101

Mitady fanahy very ho an'i Jesosy Kristy, manabe ho olom-pirenena vanona sy vonona, manitatra ny Fanjakan'ny Lanitra. -- Departemantan'ny Fitoriana Filazantsara - METM Madagasikara...

𝙎𝙏𝙆 𝘼𝙢𝙗𝙤𝙝𝙞𝙟𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖 𝙁𝙞𝙫𝙤𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 - 𝙋𝙖𝙜𝙚 Z 𝙎𝙏𝙆 𝘼𝙢𝙗𝙤𝙝𝙞𝙟𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖 𝙁𝙞𝙫𝙤𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 - 𝙋𝙖𝙜𝙚
42FM Morondava Antehiroka
Antananarivo

Takelaka seraseran'ny Sampana Tanora Kristianina avy ao amin'ny fitandremana FJKM Ambohijanaka Fivoarana SPAA10

Lahatra placo MDG 0347131319 1 Lahatra placo MDG 0347131319
0347131319
Antananarivo

Miarahaba tompoko. tongaso ato aminy Lahatra placo MDG vonona, anome ny tsra ho anareo atrany tompoko 🏤🏠⛪🕌

Fikambanana Abrahamika 2 Fikambanana Abrahamika
VS 60 Bis J Ambolokandrina
Antananarivo, 101

ny ALITARA no ivon'ny tempoly hatrany an-danitra ka hatrety an-tany ary fepetra tokana antoky ny fifandraisana mivantana amin'ilay Mpamorona ny lanitra sy ny tany sy ny fitahiana ...

Club Moto Evangélique 3 Club Moto Evangélique
Antananarivo

�Fikambanana Kristiana mampivondrona ny mpankafy moto rehetra tsy an-kanavaka. �Fikambanana neutre,tsy miankina amin'ny antokom-pivavahana na fiangonana.

Jesosy Isan'andro 4 Jesosy Isan'andro
Antananarivo

partage ❣ foi ❣ temoignage ❣ histoire reconfortant ❣ prière ❣ verset biblique ❣ encouragement ❣ bénédiction ❣ salut en Jésus ❣ Grâce de Jésus ❣ appel à la repentance ❣baptême par l...

Departemantan'ny Serasera Diosesin'Antananarivo - DSDA 5 Departemantan'ny Serasera Diosesin'Antananarivo - DSDA
Antananarivo
Antananarivo, 101

Ny Departemantan’ny Serasera dia iray amin’ireo rafitra iray mijoro eto anivon’ny EEM Diosesin’Antananarivo araka ny tapaka nandritra ny Synoda Faha 13.

Ziona FMFOI - Antandrokomby Edena 6 Ziona FMFOI - Antandrokomby Edena
Antandrokomby
Antananarivo

Vaovaon'ny Tsatoka Ampitatafika 7 Vaovaon'ny Tsatoka Ampitatafika
Ampitatafika
Antananarivo, 102

Fiangonan'i Jesoa Kristy hoan'ny Olomasin'ny Andro Farany

MH Evangeliste 8 MH Evangeliste
Andrefan'Ambohijanajary
Antananarivo

Partage Chrétienne

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.