Find places of worship in Tanjombato. Listings include Bell'Fa Page, Fivondronana Andriafo faha 92 - FJKM Tanjombato, Ny iraky ny Ray Anosimahavelona, Tana City Church Andoharanofotsy, Rantsana Fanantenana FJKM Tanjombato Maritiora, UPCI Antanetikely Ambohijoky.
Fivondronana Andriafo faha 92, sampana iray ao amin'ny FJKM Tanjombato Maritiora (SAMPATI) | Faritany Analamanga Atsimo
Ny fiangonana Tana City Tanjombato - Andoharanofotsy dia misy mba ho tara-pahazavan'i Kristy.
Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo Gal 5 : 16
Fiangonana RHEMA des Ambassadeurs Tanjombato Ambohimanatrika Secteur 4 📞0330945316 / 0342023351
SHALOM ho anao ! Ity pejy ity dia natao hizarana ny asa fitoriana ny filazantsara an'ny STK Shalom Betania, ary indrindra indrindra fa mba hitoriana an'ny Jesosy Kristy Fitiavana.
We will notify you when anything happens in Tanjombato.