AECM
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AECM, School, Mananjary, Mananjary.
Good morning Everyone (( Akory aby )) đ
đ§© Fampahatsiahivana fotsiny ihany, hoanâizay efa mahay ny teny anglisy Ka te hiditra ao anatinâilay Club dia iangaviana mba handefa message privĂ© raha toa ka mahaliana anao ary koa ahafantaranao ny mombanâny fepetra arahina.
đ§© PS: Ny fidirana hoanâny Debutant dia manomboka ny 03 Octobre hoavy izao. Ary ny farany fisoratana anarana dia ny 02 Octobre.
Misaotra mialoha ary mirary soa hatrany.
Good Evening Everyone ( Akory aby arĂŽ)
Efa tsy hoela sisa dia hanomboka ny fidirana voalohany aminâilay Cour dâanglais amĂ©ricain eto Mananjary.
â¶ïžTsara ho marihina hatrany Fa 02 Volana ny faharetanâny fianarana.
â¶ïž Ny Saram-pianarana na ny Ăcollage dia natao mirary dia mirary. đ§©40.000ar/Mois.đ§©
â¶ïž Tsy misy ny droit dâinscription
â¶ïž Ny 02 Octobre no fin dâinscription koa iangavina izay mbola liana Fa mbola misy ny toerana disponible.
â¶ïž Ny toerana misy ny AECM dia eny Tanambao Mananjary.
â¶ïž Ny Fidirana dia hanomboka ny 03 Octobre 2022.
Koa mitongava maro ary fa vonona ny hanome fahafaham-po sy hampahay anao izahay ato aminâny AECM. âïž
Mirary Soa antsika rehetra đđđ
04/09/2022
31/08/2022
Miarahaba antsika rehetra eto Mananjary đđ
đđŸ Misokatra androany ny fanaovana inscription aminâilay fanaovana Cour dâAnglais Amerikana ato aminâny AECM Mananjary.
đđŸ Vonjevonjena ny toerana koa iangaviana izay liana mba hanao famandrian-toerana aminâny alalanâny fanaovana inscription.
đđŸHoanâizay hanao inscription dia Angatahana manokana handefa message ao aminâny page.
đđŸAry ao ihany koa no ahafantaranao ny consigne rehetra izay ilaina aminâny fidirana ilay Club
Koa misaotra antsika mialoha ary.đ„łđ„ł
Ny TomponâAndraikitra: Andry
27/08/2022
Ny AECM na ny hoe : American English Club in Mananjary dia manolotra anao izay te handranto na hanamafy fianarana anglisy amerikana eto aminâny faritra Vatovavy.
Ireto izahay mpampianatra ao aminâizany , ary vonona ny hanome fahafaham-po hatrany anao izay hisitraka io fianarana teny Anglisy Amerikana io.
Misy niveau anankiroa(02)
1- Débutant(Ilay vao hianatra mihintsy)
2- AvancĂ© (Hoanâizay te hanamafy)
Raha mila fanazavana fanampiny dia miditra ao aminâny hafatra miafina avy hatrany (MP).
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Mananjary
Mananjary
317
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when AECM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.