Exotika2.0
exotika - plantes et poissons d'ornement💕
034 76 994 62
📍 ivato rond point bani (sarimasina )box route tsarasaotra 🪄
⏰lundi au samedi de 08h à 17h30
29/08/2026
Lithops 🌈
12/08/2026
Mini phalaenopsis kely dispo ho anareo tia mitaiza kely 🤩
Couleur surprise 💕 tsara faka be 🥰 no efa azo lazaina ngeda ihany ny raviny 😘🎁
Ho anareo petit budget nefa mba te hitaiza zavatra tsara 🥰
Promo 28 000ar ny iray 💐
Mp ary 💖 livraison ou récupération à Ivato 🎀
037699462
26/06/2026
Arabaina isika rehetra nahatratra ny Asaramanitra 🇲🇬
24/06/2026
😍 Arrivage mini pot kely toutes couleurs 🌈💘
✨ 7cm * 7cm ny angedany
✨ Souple tsara (sans sous pot)
✨ Misy couleur isan-karazany
👉🏽 800 ar ny iray , manome prix de gros à partir de 40pcs 🏆
Manao livraison zahay na afaka mandalo en magasin nareo manao récupération 🥰🤗
0347699462 ☎️
Ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika no misy anay 🌟
17/06/2026
Combattant vitsivitsy dispo à Ivato 🎀
Défilé de mode kely néon tanitchtys😅😍
13/06/2026
Jerenareo 😍 mbola misy dispo amin'izy ireto miaraka @ photo réel ☺️
Mety atao @ voninkazo rehetra zareo 🥳 sady mora kely manao suivie ny fakany avy ety ivelany fotsiny nareo no mijery 😌
Karazany 3 ny angedany disponible ( sans sous pots)
👉🏼0.8L : 4000ar
👉🏼1.3L : 6000ar
👉🏼1.9L : 8000ar
Afaka livrena na afaka atao récupération en magasin 😁
✨ 0347699462
✨ Ivato rond point bani route vers tsarasaotra Exotika2.0
Io no atao oe crevette coureur de jupons 🤦🏼♀️😂 efa voaenjika doholy ireo noir rehetra reo🤧
Zao no fomba ray hahafatarana oe iza no male dia iza femelle amizareo🎊✨ izay mahatsara kokoa anizareo maromaro no miaraka alaina amizay sur oe tsy maintsy misy couple ao 🫂
Fa avy eo kosa reo tonga dia feno zanany amizao an ☺️ crevette olona andeha ho livrena ireto sendra azo video 😆
08/06/2026
Jerenareo😍 Cymbi variegata 🥹
Tsy aiko izay ho lokon'ny felany fa ilay raviny fotsiny dia efa mahafatifaty ahy 🫣😛
À partir de 25 000ar dia mahazo raha te hitaiza koa nareo 😁 efa ao anaty pot tsara tarehy kely🥰
Vitsivitsy fotsiny dispo fa afaka tonga dia manao commande @ mp ianareo 🤗
🖍️ 0347699462 livraison ou récupération en magasin Ivato rond point bani route vers tsarasaotra exotika 🎀
05/06/2026
Miala @ mahazatra kely isika amilay sakafo trondro ☺️
Spécial petit poissons patch izy ito🙏🏼
Apetaka fotsiny @ vitre dia manantona samy maka ny anjarany eo ny trondro kely 😅
Mety be @ corydorays koa🤗
Afaka mandalo magasin izay mila na afaka livrena ihany koa 🥳🎀
0347699462
Category
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 08:15 - 17:00 |
| Tuesday | 08:15 - 17:00 |
| Wednesday | 08:15 - 17:00 |
| Thursday | 08:15 - 17:00 |
| Friday | 08:15 - 17:00 |
| Saturday | 08:15 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Exotika2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.