Aviprod

Aviprod

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aviprod, Ivato.

07/09/2026
07/09/2026

๐Ÿ”๐ŸŒฟ ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—•๐—ข๐—”๐—๐—”๐—ก๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐— ๐—ข๐——๐—˜๐—ฅ๐—ก๐—˜

๐Ÿ“š ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—”-๐—•๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—˜๐—ฅ๐—ฌ

Mbola vao hanomboka hiompy ve ianao? ๐Ÿฃ
Sa efa miompy, nefa mbola te hahafehy kokoa ny ๐—™๐—”๐—ก๐——๐—”๐—ก๐—œ๐—”๐—ก๐—” sy ny ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—œ๐—•๐—ฌ?

๐Ÿ‘‰ Ity formation ity dia natao indrindra ho anao.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿฃ ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐—ฉ๐—”๐—ข ๐—›๐—”๐—ก๐—ข๐— ๐—•๐—ข๐—ž๐—”

Tsy voatery efa manana traikefa ianao.

Hianatra tsikelikely ny fototra ilaina amin'ny fiompiana, mba tsy hanombohana amin'ny kisendrasendra na amin'ny honohono fotsiny.

๐ŸŒฝ ๐—›๐—œ๐—™๐—˜๐—›๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐——๐—”๐—ก๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—”๐—ž๐—”๐—™๐—ข

Ny sakafo no iray amin'ireo fandaniana lehibe indrindra amin'ny fiompiana.

Hianatra:
๐Ÿ‘‰ ny filร n'ny akoho arakaraka ny taonany
๐Ÿ‘‰ ny fandrindrana ny sakafo
๐Ÿ‘‰ ny fampiasana ireo akora mora hita eo an-toerana
๐Ÿ‘‰ ny fomba hifehezana ny fandaniana nefa tsy manao tsirambina ny filร n'ny biby

๐ŸŒฟ ๐—›๐—œ๐—™๐—˜๐—›๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—”๐— ๐—”๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—œ๐—•๐—ฌ

Tsy tokony hiandry ny biby harary vao mikaroka vahaolana.

Hianatra momba ny:
๐Ÿ›ก๏ธ biosecuritรฉ
๐Ÿงน fahadiovan'ny tranon'akoho
๐Ÿ” fanaraha-maso isan'andro ny biby
๐ŸŒฟ fomba ara-boajanahary hanohanana ny fahasalaman'ny biby
๐Ÿฆ  fisorohana ireo olana ara-pahasalamana mahazatra
๐Ÿ’ง rano sy sakafo madio ary voafehy

๐Ÿ  Ho hita ao koa ny:
โœ”๏ธ fanamboarana sy fandaminana tranon'akoho
โœ”๏ธ dรฉmarrage ny poussins
โœ”๏ธ pondoir sy perchoir
โœ”๏ธ reproduction
โœ”๏ธ couvaison sy couveuse
โœ”๏ธ alimentation
โœ”๏ธ hygiรจne sy vide sanitaire
โœ”๏ธ fitantanana ny fiompiana

๐ŸŽฏ ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—๐—ข๐—ก๐—”

Ny tanjon'ny AviProd dia tsy ny hampianatra anao hiompy fotsiny.

๐Ÿ‘‰ Tianay ianao hahazo fahalalana sy teknika hahafahanao ๐— ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ก-๐——๐—ฅ๐—˜๐—ฅ๐—ฌ, hifehy ny fiompianao ary hahatsangana ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—” ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—” maharitra.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿ”ฅ ๐—”๐—ญ๐—” ๐— ๐—œ๐—๐—˜๐—ฅ๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—ฌ โ€” ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ง๐—” ๐—–๐—ข๐— ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜ ๐Ÿ‘‡

๐ŸŽ“ ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก
๐Ÿ‘‰ Soraty hoe ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก raha te hanaraka ny Formation Fiompiana Ara-boajanahary Moderne en ligne ianao.

๐Ÿ“ฉ Hahazo ny informations feno momba ny:
โ€ข fisoratana anarana
โ€ข fandaharam-piofanana
โ€ข fomba fanarahana ny cours
โ€ข fotoana sy faharetan'ny formation
โ€ข fomba fandoavana sy fidirana amin'ny fiofanana

๐Ÿ“• ๐—•๐—ข๐—ž๐—ฌ
๐Ÿ‘‰ Soraty hoe ๐—•๐—ข๐—ž๐—ฌ raha mila boky sy torolalana momba ny fiompiana.

Hahazo fanazavana momba ireo boky misy sy ny fomba hahazoana azy ianao.

๐Ÿ“š ๐——๐—ข๐—–๐—จ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฆ
๐Ÿ‘‰ Soraty hoe ๐——๐—ข๐—–๐—จ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฆ raha mila documents techniques amin'ny teny frantsay momba ny fiompiana.

โš ๏ธ Ireo documents ireo dia fanampiana ara-teknika, fa tsy mahasolo ny ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ๐—˜๐—ก ๐—Ÿ๐—œ๐—š๐—ก๐—˜, izay ianarana amin'ny antsipiriany ny fiompiana ara-boajanahary moderne.

๐Ÿฃ ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฉ๐—˜๐—จ๐—ฆ๐—˜
๐Ÿ‘‰ Soraty hoe ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฉ๐—˜๐—จ๐—ฆ๐—˜ raha mila fanazavana momba ny couveuse automatique AviProd.

Hahazo informations momba ny:
โ€ข modรจles disponibles
โ€ข capacitรฉ
โ€ข fonctionnement automatique
โ€ข rotation automatique
โ€ข tempรฉrature sy humiditรฉ
โ€ข alimentation รฉlectrique sy solaire
โ€ข utilisation sy entretien

๐Ÿ”ง Ny couveuse AviProd dia mandalo ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—˜ ๐—”๐—จ ๐—ฃ๐—ข๐—œ๐—ก๐—ง sy ๐—–๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—•๐—ฅ๐—”๐—š๐—˜ alohan'ny hampiasana azy, mba hahazoana rรฉglage voafehy tsara.

๐Ÿš€ ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—” ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”
๐Ÿ‘‰ Raha te hitsangan-drery sy hanangana ny orinasanao fiompiana ianao, soraty hoe ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—” ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”.

๐Ÿ“ฉ Hahazo informations hanampy anao hahafantatra ny dingana sy ny fiofanana ilaina amin'ny fanombohana ianao.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿ’ฌ ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—ข ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—–๐—ข๐— ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜:

๐Ÿ‘‰ ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก
๐Ÿ‘‰ ๐—•๐—ข๐—ž๐—ฌ
๐Ÿ‘‰ ๐——๐—ข๐—–๐—จ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฆ
๐Ÿ‘‰ ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฉ๐—˜๐—จ๐—ฆ๐—˜
๐Ÿ‘‰ ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—” ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”

๐Ÿ“ ๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐—— โ€” Ivato Aรฉroport
Arrรชt bus Sarimasina, akaikin'ny CEG/EPP Sarimasina
๐Ÿ“ Hita ao amin'ny Google Maps ny AviProd

๐Ÿ“ž ๐—–๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐—–๐—ง:
โ˜Ž๏ธ 034 54 845 08
โ˜Ž๏ธ 033 14 000 14

๐Ÿค ๐—”๐˜ƒ๐—ถ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฑ โ€” Manohana anao hahafehy ny fiompianao, hitsangan-drery ary hanangana ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—” ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”. ๐Ÿ”๐ŸŒฟ

05/09/2026

Fihofanana Fiompiana ara-boajanahary moderne
Ho an'ny olona vao hanomboka mihintsy

03/09/2026

Volana vitsy sisa dia hifarana ny taona

Photos from Aviprod's post 03/09/2026

Ilaina into na dia ny akoho kely aza

30/08/2026

Misy formation fanamboara vitamine mandritran'ny formation Fiompiana ara-boajanahary moderne

30/08/2026

๐Ÿ˜ฑ๐Ÿ” ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—ฌ โ€” ๐— ๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐—›๐—ข ๐—ž๐—˜๐—Ÿ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—”๐—•๐—˜๐—ก๐—ฌ, ๐—™๐—” ๐—Ÿ๐—˜๐—›๐—œ๐—•๐—˜ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ง๐—”๐—ข๐—ก๐—ฌ!

๐ŸŽฅ Jereo tsara ity vidรฉo ityโ€ฆ

Rehefa tafahoatra tahaka izao ny parasy dia tena ๐— ๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ny akoho. ๐Ÿ˜ฐ

๐Ÿฉธ Mitsentsitra rร 
๐Ÿ˜ฃ Manelingelina ny akoho tsy an-kijanona
๐Ÿš Mampihena ny fahazotoan-komana
๐Ÿ” Mampahalemy ny vatana
๐Ÿ“‰ Mampihena ny fitomboana sy ny vokatra
๐Ÿฅš Mety hampihena ny fanatodizana

โš ๏ธ ๐—”๐—ญ๐—” ๐— ๐—œ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ฌ ๐—›๐—ข๐—˜ ๐—™๐—˜๐—ก๐—ข ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ž๐—ข๐—›๐—ข ๐—ฉ๐—”๐—ข ๐— ๐—œ๐—›๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”!

Ny parasite externe dia tsy voatery hijanona eo aminโ€™ny vatanโ€™ny akoho ihany.

๐Ÿ”Ž Jereo:
๐Ÿ‘‰ ambaninโ€™ny elatra sy ny volo
๐Ÿ‘‰ manodidina ny cloaque
๐Ÿ‘‰ pondoir sy perchoir
๐Ÿ‘‰ triatra sy zoronโ€™ny tranonโ€™akoho
๐Ÿ‘‰ fitaovana ampiasaina ao aminโ€™ny ferme

โŒ Tsy ampy ny mikarakara ny akoho fotsiny raha efa miparitaka ao aminโ€™ny environnement misy azy koa ny parasite.

โœ… Ny mpiompy mahay dia mianatra ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ž๐—”, ๐— ๐—”๐—›๐—œ๐—ง๐—” ๐— ๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—” ary ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”-๐— ๐—”๐—ฆ๐—ข.

๐Ÿ” ยซ ๐—ก๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ผ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜†. ยป

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”
๐Ÿ”ฅ ๐—”๐—ญ๐—” ๐— ๐—œ๐—๐—˜๐—ฅ๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—ฌ โ€” ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ง๐—” ๐—–๐—ข๐— ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜!
โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐ŸŽ“ ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก

๐Ÿ‘‰ Soraty hoe ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก raha te hianatra ny ๐—™๐—œ๐—ข๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—•๐—ข๐—”๐—๐—”๐—ก๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐— ๐—ข๐——๐—˜๐—ฅ๐—ก๐—˜.

Ao no hianarana:
๐ŸŒฟ Fomba voajanahary ampiharina aminโ€™ny fiompiana
๐Ÿฆ  Biosecuritรฉ sy fisorohana aretina
๐Ÿชณ Parasite externe sy interne
๐Ÿš Alimentation sy formulation
๐ŸŒฑ Vitamines naturelles sy probiotiques
๐Ÿฃ Fikarakarana poussins
๐Ÿฅš Reproduction sy fanatodizana
๐Ÿ  Fitantanana ny tranonโ€™akoho
๐Ÿ“ˆ Mindset sy fitantanana ny fiompiana

๐Ÿ“ฑ Formation en ligne natao hampifandray ny thรฉorie sy ny cas pratique eny aminโ€™ny ferme.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿ“˜ ๐—•๐—ข๐—ž๐—ฌ

๐Ÿ‘‰ Soraty hoe ๐—•๐—ข๐—ž๐—ฌ raha mila boky pratique AviProd momba ny fiompiana.

๐Ÿ“š Boky azo tehirizina sy averina vakiana rehefa misy zavatra mila jerena eny aminโ€™ny ferme.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿ“‚ ๐——๐—ข๐—–๐—จ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฆ

๐Ÿ‘‰ Soraty hoe ๐——๐—ข๐—–๐—จ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฆ raha mila tahirin-kevitra fanampiny.

๐Ÿ“„ Fiches pratiques
๐Ÿ“‹ Torolalana
๐Ÿ“Š Tableaux sy repรจres techniques
๐Ÿ” Documents hanampy aminโ€™ny fitantanana ny fiompiana

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿฃโš™๏ธ ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฉ๐—˜๐—จ๐—ฆ๐—˜ ๐—”๐—จ๐—ง๐—ข๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜ ๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐——

๐Ÿ‘‰ Soraty hoe ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฉ๐—˜๐—จ๐—ฆ๐—˜ raha mila fanazavana momba ireo couveuses AviProd.

๐Ÿฅš Capacitรฉs samihafa
๐Ÿ”„ Retournement automatique
๐ŸŒก๏ธ Contrรดle tempรฉrature sy humiditรฉ
โ˜€๏ธ Possibilitรฉ dโ€™utilisation avec systรจme solaire
โšก Solutions mifanaraka aminโ€™ny olana dรฉlestage

๐Ÿ”ฌ ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—” ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ก๐——๐—ฅ๐—”:

โš™๏ธ ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—˜ ๐—”๐—จ ๐—ฃ๐—ข๐—œ๐—ก๐—ง
๐ŸŒก๏ธ ๐—–๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—•๐—ฅ๐—”๐—š๐—˜

๐Ÿ‘‰ Ataonโ€™ny AviProd ny mise au point sy calibrage mba hanamarinana sy handrindrana tsara ny fonctionnement alohanโ€™ny fampiasana azy.

โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”โ”

๐Ÿ”‘ ๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—ข ๐—ฆ๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ง๐—”๐—ก๐—”:

๐ŸŽ“ ๐Ÿ‘‰ ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก
๐Ÿ“˜ ๐Ÿ‘‰ ๐—•๐—ข๐—ž๐—ฌ
๐Ÿ“‚ ๐Ÿ‘‰ ๐——๐—ข๐—–๐—จ๐— ๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฆ
๐Ÿฃ ๐Ÿ‘‰ ๐—–๐—ข๐—จ๐—ฉ๐—˜๐—จ๐—ฆ๐—˜

๐Ÿ’ฌ Soraty ao aminโ€™ny commentaire izay tena mahaliana anao dia homena anao ny fanazavana mifanaraka aminโ€™izany.

๐Ÿ“ ๐—”๐˜ƒ๐—ถ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฑ โ€” Ivato Aรฉroport
๐Ÿ“ Arrรชt bus Sarimasina

๐Ÿ” ๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ฃ๐—ฅ๐—ข๐——
0345484508
0331400014
Fiompiana โ€ข Formation โ€ข Documents โ€ข Couveuse

28/08/2026

Fiompiana ara-boajanahary moderne
Hifehezana ny fahasalaman'ny biby
Soraty hoe formation dia hahazo toromarika
Soraty hoe boky dia hahazo boky

28/08/2026

๐Ÿ™๐ŸŽถ ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—•๐—”๐——๐—œ๐—ž๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—” ๐——๐—œ๐—” ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ฆ๐—ข๐—”๐—ง๐—ข๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ก๐—”

Tsy ny fahaizana ara-teknika sy ny fitadiavana vokatra ihany no manorina mpandraharaha. ๐Ÿ”๐Ÿ“ˆ

Ho anay, misy ihany koa ny ๐—™๐—ข๐—ง๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—›๐—ฌ izay manampy aminโ€™ny fananganana toe-tsaina:

๐Ÿ™ Manana finoana
๐ŸŒฑ Manana fanantenana
๐Ÿค Miasa amim-pahamarinana
๐Ÿ’ช Maharitra rehefa misy sedra
โค๏ธ Ary mahatsiaro fa ny asa ataontsika dia tokony hitondra soa ho anโ€™ny hafa.

๐ŸŽถ ๐—ช๐—˜ ๐—›๐—”๐—ฉ๐—˜ ๐—ง๐—›๐—œ๐—ฆ ๐—›๐—ข๐—ฃ๐—˜ โ€” manana fanantenana isika.

Ho anโ€™ny mpitarika sy ny mpandraharaha, misy fotoana tsy ny vola na ny rรฉsultat eo no ho eo ihany no mampandroso antsikaโ€ฆ

๐Ÿ‘‰ Fa ny ๐—ฉ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก, ny ๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—˜๐—จ๐—ฅ๐—ฆ ary ny ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—ง๐—˜๐—ก๐—” entintsika manohy ny lalana.

๐Ÿ”๐ŸŒฟ ๐—”๐˜ƒ๐—ถ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฑ
๐—™๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ โ€ข ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ โ€ข ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ โ€ข ๐—ฆ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ป๐—ฎ

Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ivato