T-Vola

T-Vola

Share

💬 Dépôt ~ Rétrait ~ Échanges

19/09/2026

Iza avy no efa nanao "Transaction" tao amin'ny T-Vola web?
Mba manahoana ny fahitanareo azy?
Inona no tsy ampy?

Photos from T-Vola's post 17/09/2026

🖼️ TUTO ~ RETRAIT - T-VOLA WEB 🌍
Ho an'ireo "Portefeuilles Exchange" rehetra, toy ny OKX, Redotpay, Cwallet, Bybit, Mexc, Binance, Bitget Exchange, BingX...

⚡Dingana ROA KELY monja dia vita ny Retrait, ao amin'ny t-vola.com, safidio eo amin'ny "méthode de transfert" ny "Wallet (Exchange)" raha amin'ireo ny "Portefeuilles"... fa tokony ho par 'E-mail' na 'ID' na 'UID' ny RETRAIT, ary tokony ho "0 Frais" ny "Transfert".

💬 Arao ao amin'ny "Commentaires" ireo TUTO rehetra FOMBA FANAOVANA TRANSFERT (RETRAIT) INTERNE amin'ireo "Portefeuilles" ireo tsirairay avy, ao amin'ny "Réponse" koa ny "preuve de paiement" tokony omena.

🔻 Tsindrio amin'ity LIEN ity ny TUTO, fomba fanaovana Inscription/connexion :https://www.facebook.com/100091271504254/posts/1005512425834465/?app=fbl

Photos from T-Vola's post 15/09/2026

🖼️ TUTO ~ DÉPÔT SUR T-VOLA WEB.
⚡Tena malaky, satria dingana roa kely fotsiny dia vita ny Dépôt anao, Montant afaka safidianao na 'Ariary' na en 'Crypto', ary mombamomba ny "portefeuille' nao" izay handraisanao ny 'Solde' ho ataonao Dépôt fotsiny no omenao dia vita ny Sôkôlá 🍫

🌍Soraty amin'ny "URL ny navigateur" fampiasanao (oh: Chrome,...) ny hoe t-vola.com ary manaova Dépôt sy Retrait rapide amin'ny fotoana rehetra mandritra ny tontolo andro.

🔻 Tsindrio ity LIEN ity ahitanao ny Fomba fanaovana inscription - vérification KYC et N° :https://www.facebook.com/share/1J5f9TLwhU/

🎬 Mbola hoavy eo ihany ny tuto vidéo fa ity aloha ny sary tsotsotra🥰

14/09/2026

🟥 RETRAIT USD/USDC/USDT
🔖WALLET "VOLET"
DISPONIBLE ✅

14/09/2026

ℹ️ GUIDE — TUTO — T-VOLA WEB ℹ️
Inona moa ilay T-Vola Web" ⁉️
🎯 Site Web officiel an'i T-Vola, izay hafahanao manakalo ARIARY ho CRYPO (Dépôt) na CRYPTO ho Ariary (Retrait). Amin'ny fomba tsotra indrindra, Aingana indrindra ary Azo antoka indrindra. Izay mitondra ny URL : t-vola.com

💬 Arao ao amin'ny "Commentaires" ny "TUTO - TAPANY VOLALOHANY, izay Mombamomba ny kaonty rehetra! amin'ny TAPANY FAHAROA kosa ho jerentsika ny momba ny "Transactions (Dépôt/Retrait)"

📌 Raha misy ny olana na fanatsarana aza misalasala atrany manoratra eto amin'ny "commentaires" na any amin'ny M.P.

🌼 Mankasitraka indrindra atrany tompoko!

11/09/2026

🎬 TUTO - VIDEO - RETRAIT
💎Retrait GRAM Wallet web3 "Tonkeeper", ao amin'ny T-VOLA WEB, tena malaky sy tsotra be ny t-vola.com fa aza misalasala ô!

📌 Toizao ihany koa ny fanaovana Retrait TRX, LTC, SOL, USDT(par réseau crypto: bep20, Erc20...), BNB, Doge,...Rehefa Portefeuille Web3 no ampiasainao toy ny Trust Wallet, Bitget Wallet, Okx Wellet Web3, Safepal...

🖼️ TUTO — Inscription - Vérification kyc - Extra Bonus - Sécurité du compte :https://www.facebook.com/100091271504254/posts/1005512425834465/?app=fbl

10/09/2026

📌 FANONTANIANA - VALINY
1️⃣Tsy maintsy manao "vérification KYC" ve vao afaka manao RETRAIT ⁉️
>>Afaka manao RETRAIT daolo izay manana kaonty rehetra ao amin'ny t-vola.com

2️⃣Atao ahoana ny manokatra kaonty ⁉️
>> Tsindrio ity rohy ity ahitanao ny GUIDE na TUTO :https://www.facebook.com/100091271504254/posts/1005512425834465/?app=fbl

08/09/2026

🎁 TUTO COMPLET ~ TSY HO ELA 🎁
Na izany aza efa azonao tsidihana foana fa tena tsotra ny fampiasana azy!
✅ AFAKA MANAO RETRAIT NY REHETRA

- Misy fetra fotsiny ny Retrait raha mbola tsy nahavita vérification KYC
- Afaka misintraka ny Dépôt sy Retrait Maro kosa raha efa nahavita ny Vérification KYC.

https://t-vola.com/login?mode=register&ref=08FE52

🌐RETRAIT PROMO AO AMIN'NY SITE WEB OFFICIEL T-VOLA🎁

07/09/2026

🌐T-VOLA WEB - ENFIN DISPONIBLE😍
📢Efa afaka anaovanao Dépôt sy Retrait ao amin'ny t-vola.com manomboka izao! Ao ianareo mahita izy😘

🔗Lien d'inscription :https://t-vola.com/login?mode=register&ref=08FE52

😊Efa nohezahina tsotra kely fanaovana inscription!

💌 Efa no ezahina ho vita soa vao zaraina ofisialy, fa mety misy ny fanatsarana avy aminareo ka aza misalasala manoratra, raha misy fanatsarana avy aminareo!

😍Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra!

Telephone

Address

Imerintsiatosika

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T-Vola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Imerintsiatosika.