Commune Rurale Anivorano-Avaratra
Pour partager et communiquer nos actualités et nos événements voire nos programmes socio-politique
01/08/2026
Fora zaza faobe
Nanatanteraka Fora zaza faobe ny Kaominy Anivorano Avaratra,fanombohana ny Andra niany ty hoany Fokontany marikitra manodidina,hitohy am fokontany somary lavitra ny hetsika sosialy ataony Kaominy izao, tsaiky 200 eo no ho vita fora niany ty,
Tanjona amizao etsika izao dia mba ho fanalana fasahiranana ireo vahoaka ato aminy Kaominy aminy mery ho fahalafosany fanaovana famorana amizao fotoana
29/07/2026
Fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy
Ho fanatanterahana ny Fanavaozana tanteraka ny Lisitry ny mpifidy izay karakarainy Vaomiera mahaleo tena misahana ny Fifidianana (CNI),izay nanomboka ny 28 Juillet ka atraminy 24 Novembre 2026,hoantsika ato aminy Kaominina Anivorano Avaratra dia vita niany ny Fiofanana sy ny Fizarana fitaovana hoentina manatanteraka ny asa hoan'ireo Mambra CLRE sy ny Ekipa anao ny Fanisana,nambara teto fa efa afaka misoratra anarana eny Fokontany misy azy jaiby antsika manomboka zio
Matoky ny traikefa ananany Argentine 🇦🇷🇦🇷🇦🇷 aloa atreto 2-1 score mody amnay Argentine aty coupe eee🏆🏆
19/07/2026
Nanatanteraka Fivoriam-pokonolona ny Fokontany Anivorano I,izao no natao dia ho fanolorana aminy Fomba Ofisialy ny Chef Fokontany vaovao itantana ny Fokontany Anivorano I,ka ny president vaovao ato aminy Fokontany dia Atoa:TOMBOZANDRY Honoré Marcelin sy ny Lefiny Atoa:BEFETY Vincent ,Nanokatra izao fivoriana izao no sady nanolotra ny chef Fokontany vaovao ny Ben'ny Tanana ny Anivorano Avaratra
18/07/2026
17/07/2026
Tan-tsoroka hoany tsara Tantana
Tonga teto amin'ny Anivorano Ny tomponan-draikitra avy amin'ny nitondra ny anjara tan-tsoroka ara-pitaovana hoany Kaominina amin'ny fanentanana ny olona handoa Hetra,natolotra teto Fanamafisam-peo sy Tee-shirt miara aminy satroka miisa 54 izay nozaraina tamin'ireo Chef Fonkontany sy sampan'asa samy hafa ato amin'ny Kaominina ho fanampiana azy ireo amin'ny fanentanana amin'ny hetra eny ifotony,
Tsy Tongatonga hoazy izao hoy ny Tompondraikitra avy am fa nisy sivana,ka anisany kaominina tsara tantana ato anatiny Distrika ny Diego II ny ka irariana ny hitohizan'izany hatrany,
👍HETRA NAKÀ HEFAIKO FA AGNAMBOARA ZAKA MEVA👈👈👈
09/07/2026
Fametrahana 👮♂️chef fokontany vaovao
👉👉Notanterahina androany tato amin'ny efitrano malalaky ny ny Fametrahana amin'ny Fomba aradala an'ireo chef Fokontany sy ny Lefiny amin'ny Fokontany #16 Mandrakotra ny
nitarika ny lanonana ny délégué na (chef d'arrondissement administratif) ary ny Ben'ny Tanana ny notronin'ireo Ray Amandreny izay notarihiny Président Conseille ato amin'ny Commune
etsy ankilany dia faly ary nisaotra ny fanjakana amin'ny fametrahana azy ireo ny Chef Fokontany vao nahazo Fametrahana ireto, nanambara izy ireo fa vonona hiara hiasa sy itondra fanavaozana bebe kokoa miainga avy any amin'ny Fokontany misy azy ireo tsiraikaraika any
dia mirary soa ho azy ireo isika sy mankahery azy ireo aleo alasana amin'ny Adidy masina hiantsorohan'izy ireo🙏🙏
Category
Telephone
Website
Address
Diégo-Suarez
202
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Anivorano-Avaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.