Commune Rurale Alasora Ofisialy
MAIRIE
08/11/2026
๐๐ ๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฆ๐ฌ ๐๐ฆ๐๐๐ ! ๐๐ฅ๐๐ฉ๐ข ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ฆ ! ๐
๐ฅ ๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐ ๐ฐ๐ฏ ๐ ๐ฏ๐ต ๐ฆ๐๐๐ก๐๐
๐ ๐ง๐ข๐จ๐ฅ๐ก๐ข๐ ๐๐ก๐ง๐๐ฅ๐๐ข๐ ๐ ๐จ๐ก๐๐ โ
๐๐๐ฆ๐๐๐ง๐๐๐๐ ๐๐ฬ๐ ๐๐ก๐๐ก
๐
Organisรฉ par le Dรฉputรฉ AVOTRA
๐ Terrain Ankadikely
๐
Dimanche 08 novembre 2026
๐ Fรฉlicitations ร nos joueuses pour cette belle victoire ! ๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฆ๐ฌ ! ๐ช๐
07/11/2026
๐ข ๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐๐๐ก๐๐ฃ๐ข๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐ข๐ ๐๐ก๐๐
Araka ny Fahazoan-dalana Nยฐ 466/MFA/SG/DGPS/DR/SSAEMS/SC, dia hisy fanapoahana afomanga amin'ny:
๐
๐๐๐ง๐ฌ : Anio Sabotsy 07 Novembre 2026
๐ Fotoana : 7ora hariva (19h)
๐ ๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐ : ESPACE HAHITANTSOA BY-PASS
โฑ๏ธ Faharetany : 5 minitra
๐ Antony : Mariazy
๐๏ธ Fokontany : SUD - AMBOHIPO
โ ๏ธ ๐๐ข๐๐ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐๐ข ๐ง๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐๐๐๐ก๐.
๐ฃ ๐ ๐๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐๐ญ๐ฬ ๐๐ญ๐ ๐๐๐๐ฌ.
Misaotra antsika rehetra amin'ny fifampizarร na ny vaovao.
04/11/2026
03/11/2026
๐๐๐ ๐๐ข ๐ ๐ฃ๐๐ง๐๐ง๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฅ๐๐ก๐ข ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐-๐๐๐๐ฬ๐ก๐ !
Kamion'ny JIRAMA mpitatitra rano, mijanona eo amin'ny fiantsonan'ny fiara fitateram-bahoaka, sady mibahana ny lalan'ny mpandeha an-tongotra (trottoir) eny amin'ny By-pass.
๐ก๐๐ฆ๐๐๐ก๐ ๐ง๐๐ค๐จ๐๐ง ๐'๐๐ฅ๐ฅ๐ฬ๐ง ny kodiarany noho izany.
๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ ๐๐ฆ๐ฌ ๐๐ก๐๐ฉ๐๐๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก๐๐ง๐ฅ๐๐๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐๐๐๐ฬ๐ก๐ !
Na manao asam-panjakana aza dia tsy maintsy manaja ny lalร na sy ny mpampiasa lalana rehetra.
01/11/2026
๐โฝ ๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฆ๐ฌ ๐ฏ โ ๐ฌ ๐๐ฆ๐๐๐ ๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐ ! ๐ช๐
๐
๐ง๐ข๐จ๐ฅ๐ก๐ข๐ ๐๐ก๐ง๐๐ฅ๐๐ข๐ ๐ ๐จ๐ก๐๐
organisรฉ par le Dรฉputรฉ AVOTRA
โฝ FOOT ร 11
๐ข ๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐ ๐ฏ โ ๐ฌ ๐๐ ๐๐ข๐๐๐ ๐๐ก๐๐ ๐ฅ๐ข๐ฉ๐
๐ Bravo ร nos joueurs pour cette belle victoire !
๐ ๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฆ๐ฌ ! ๐
30/10/2026
๐ฒ๐ฌ๐ ๐๐ข๐ ๐๐๐๐๐ฅ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ : ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฌ ๐๐ก๐๐๐ฅ๐ ๐ ๐๐๐ง๐๐ ๐ก๐ข๐๐ข ๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐
RAVOFALIMANANA Fandresena Fitia, na FITIA, mpilalao rugby avy ao amin'ny ALASCAM ALASORA, ary milalao ao amin'ny SCB Besarety ankehitriny, dia isan'ireo voafantina hiaraka amin'ny MAKI LADIES U17 amin'ny Jeux Olympiques de la Jeunesse, hatao any Sรฉnรฉgal ny 31 Oktobra hatramin'ny 13 Novambra 2026.
Na dia efa nandray anjara tamin'ny fanomanana tany Maroc aza izy, dia indrisy fa naratra nandritra ny fanazarantena farany teny amin'ny kianja Maki, ka nambaran'ny mpitsabo fa tsy afaka mandray anjara amin'ny fifaninanana.
๐ Mirary fahasitranana haingana ho an'i FITIA ny Kaominina Alasora, ary mirary fahombiazana ho an'ny MAKI LADIES izay efa niainga hiaro ny voninahi-pirenena! ๐ฒ๐ฌ
โโโโโโโโโโโโโ
๐ซ๐ท ๐ ๐๐ข๐ ๐๐๐๐๐ฅ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ : ๐๐๐ง๐๐ ๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ง ๐ฆ๐จ๐ฅ ๐๐๐๐ฆ๐ฆ๐จ๐ฅ๐
Sรฉlectionnรฉe avec les MAKI LADIES U17 pour les Jeux olympiques de la jeunesse au Sรฉnรฉgal, RAVOFALIMANANA Fandresena Fitia, ancienne joueuse de l'ALASCAM ALASORA, aujourd'hui au SCB Besarety, ne pourra malheureusement pas participer ร la compรฉtition.
Malgrรฉ sa participation au stage de prรฉparation au Maroc, elle s'est blessรฉe lors du dernier entraรฎnement au stade Maki et a รฉtรฉ dรฉclarรฉe mรฉdicalement inapte.
๐ La Commune d'Alasora lui souhaite un prompt rรฉtablissement et adresse tous ses encouragements aux MAKI LADIES, dรฉjร parties dรฉfendre les couleurs de Madagascar ! ๐ฒ๐ฌ
๐จ ๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐ : ๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข ๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฌ ๐๐๐ก๐ ๐ก๐ข๐๐ข ๐ก๐ฌ ๐ข๐๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ก๐ข ๐๐๐ฆ๐ข๐ง๐ฅ๐ข
๐ง ๐ญ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฎ ๐ฑ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ ๐ป๐ ๐ฏ๐ถ๐ฑ๐ผ๐ป ๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ฌ ๐น๐ถ๐๐ฟ๐ฎ !
Mihasarotra ny fahazoana rano fisotro eto amin'ny Kaominina Alasora, indrindra amin'ireo fokontany ๐๐๐๐ฆ๐ข๐ฅ๐, ๐ ๐๐๐๐๐ก๐, ๐๐ ๐๐ข๐๐๐ง๐ฅ๐ข๐ ๐๐ฌ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ ๐๐๐๐ก๐ง๐ฆ๐ฌ.
Efa ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ izao no tsy nahazoana rano tamin'ny paompy, na dia tamin'ny alina aza, izay fotoana mbola nahazoana rano teo aloha. Mihavitsy ihany koa ny famatsiana rano amin'ny kamiao mpitatitra rano.
Tsy mitsahatra ny mitaraina sy manao antso avo amin'ny Kaominina ny mponina.
๐๐ฟ๐ ๐๐ฎ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ถ๐บ-๐ฝ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ !
Manoloana izany, manao antso maika amin'ny ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐ ny Kaominina Alasora mba hamerenana haingana ny famatsian-drano amin'ny tambajotra sy hampitomboana ny famatsiana amin'ny kamiao, eo am-piandrasana vahaolana maharitra.
Efa nampitaina tamin'ireo tompon'andraikitra voakasika ny fangatahan'ny Kaominina. ๐ ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ถ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ !
๐ง ๐ก๐ฌ ๐ฅ๐๐ก๐ข ๐๐๐ ๐๐๐ก๐, ๐๐ฅ๐ฌ ๐ญ๐ข ๐๐ข๐ง๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐๐ข ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐ข๐๐๐ ๐ฅ๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ญ๐ข๐๐ก๐ ๐๐ญ๐ฌ !
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Alasora
103
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 13:00 |
Other Alasora government services
Show AllImmeuble Fitaratra Ambodimanga, Besarety
Alasora, 101
SERVICE DE TRANSPORT ET LOGISTIQUE DEPUIS MADAGASCAR VERS L'ETRANGER. SERVICE D'IMPORTATION DEPUIS LE JAPON - EUROPE - AFRIQUE - ASIE - AMERIQUE - AUSTRALIE VERS MADAGASCAR. EFF...
Ambohitrakely Rue Docteur Rabenitany
Alasora, 101
๐ Tรชtes de cortรจge somptueuses ๐ Mariages et cรฉrรฉmonies dโexception ๐ฉ Transport VIP pour รฉvรฉnements privรฉs et professionnels โจ Le style, lโexcellence, et lโรฉmotionโฆ ร portรฉe de ma...
Prรจs Citรฉ Filahoana
Alasora, 103
"Intelligence, Sagesse, Fraternitรฉ: Notre trinitรฉ รฉducative"
Rue VVS
Alasora
Unitรฉ Spรฉciale d'Intervention. Dernier rempart de la Police Nationale de Madagascar.
Alasora
ยซ Tonga miaraka no fanombohanaโฆ Miasa miaraka no fahombiazana ยป
F198 Tsilazaina
Alasora
Pour tous vos projets de bรขtiment ; construction ,rรฉnovation, plomberie, carrelage , nettoyage et jardinage, ainsi que toutes les installations รฉlectriques ,camera de surveillance ...
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Alasora Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.